2- Maniry ihany koa ny ANJOMARA mba hande hitory any ampitan-dranomasina indray andro any ary eo ampitadiavana fifandraisana sy fifanampiana amin'ny malala-tanana.
3- Ary farany, efa manomana ny faha 45 taonany sahady ny ANJOMARA ka ao anatin’izany dia eo ampitadiavana fiaraha-miasa amin’ireo fikambanana samihafa (na any ivelany na eto antoerana) mba hanatanterahany ilay voalazan’ny filatsaran’i Matio 28 : 19 manao hoe : “koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, ...”.