TSARA HO FANTATRA

Ny Antoko Mpihira ANJOMARA Anosivavaka dia mampahafantatra antsika Antoko Mpihira na mpihira ara-pilazantsara na tsia, fa izahay dia mampanofa fitaovana famafisam-peo(sonorisation), haingo-tsehatra(decoration), sehatra ho an'ny mpitendry sy antoko mpihira(estrade).

Efa mivoaka koa izao ny raki-kira fahadimy "Ry Nosy Mamiko"

Midira ao am takelaka fifandraisana ahazoanao fanazavana be be kokoa.

FAMINTINANA

Nandritra ny vanimpotoana niforonany hatramin'ny taona 2001 dia tsy nisy zava-dehibe nitranga teo amin'ny fikambanana.

Taorian'io fotoana io dia nanomboka niroborobo ny fikambanana ary nanomboka nanitatra ny fitaovana teo am-pelatanany anisan'izany ny "tenue" teo am-pelatanany sy ny sonorisation nafarana tany an-dafy izao azo nohon'ny CD namidy tany sy fanampian'ireo zoky maintimolaly any. Nanomboka tamin'ny fankalazana ny faha 38 taona niforonany koa dia nanomboka nanisy fihetsika ny hirany ny antoko mpihira ka nanomboka teo ny fiaraha-miasa main'ny "Coach", sady chorégraphe no responsable presentation scénique.

Ny taona 2007, dia nisy ny fifaninanana nokarakarain'ny vondrona MBS ka nahazo ny laharana voalohany ny ANJOMARA. Nanomboka teo dia tsy nitsahatra ny nitory ny filazantsara erak'i Madagasikara izahay ary maniry ny hitory eran'i Jodia sy Samaria.

Tao aorian'io fotoana io dia namokatra raki-kira 3 ary raki-tsary 1 izahay entina mitady vola hafahana manohy ny fitoriana.

......

Santionany ny tsara ho fantatra amin'ny ANJOMARA ireo fa manasa anao hiditra sy hitsidika ireo takelaka hafa raha te hahalala bebe kokoa.

FISAORANA

Ny Antoko Mpihira ANJOMARA dia maneho ny fisaorana an'Andriamanitra Ray, ireo mpanohana, ireo mpanara-dia, ary ny farany nefa tsy ny kely dia ianareo izay mitondra am-bavaka hatrany ny fikambanana.

FIFANDRAISANA (Contact)

Ny ANJOMARA dia maniry ny hiara-miasa amin’ny rehetra mba ho fampielezana ny tenin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny hira. Koa izay mitovy faniriana amin’ny ANJOMARA, na ireo tsara sitrapo te hanohana ny ANJOMARA amin’izany asa napetraky ny Tompo aminy izany, na koa mitady ireo sangan’asan’ny ANJOMARA, dia toy izao ny fifandraisana:

ANJOMARA ANOSIVAVAKA
Fjkm Anosivavavaka Ambohimanarina
Antananarivo 101
Madagasikara.

Tomponandraikitra :

- RAZAFINDRAKOTO Andrianiaina(Pdt)
andrianiaina.razafindrakoto@logpetro.com
Tél. 261 33 07 294 15

- RAKOTOVAO Finaritra Manovosoa(Vice Pdt)
anjomara.anosivavaka@yahoo.fr
Tél. 261 32 07 781 24

- RAKOTONDRAVAO Victor(Pdt ASSOCIATION FANA)
landiste@moov.mg
Tél. 261 33 11 006 79

- RATAVAO Voahirana(Sécrétaire Administrateur: Calendrier, Programmes, Correspodance)
Tél. 261 33 14 197 12 


- RATAVAO Voahirana(Distribution CD, VCD, T-Shirt)
voahirana.ratavao@dts.mg 
Tél. 261 33 14 197 12